← Hiverina / Retour

Politika momba ny tsiambaratelo

Politique de confidentialité / Privacy policy — hita farany: Jolay 2026

1. Ny angona momba ny tsingerim-potoana: ao amin'ny findainao ihany

Ny daty, ny tantara ary ny naotinao dia tehirizina ao amin'ny findainao ihany (localStorage). Tsy alefa any amin'ny mpizara (serveur) mihitsy ireo angona ara-pahasalamana ireo.

Vos dates, votre historique et vos notes sont stockés uniquement sur votre téléphone. Ces données de santé ne sont jamais envoyées à un serveur. / Your health data (dates, history, notes) never leaves your device.

2. Tsy misy kaonty, tsy misy mpizara

Tsy mila kaonty ianao. Tsy misy angona alefa any amin'ny mpizara (serveur) na amin'olon-kafa. Tsy misy dokam-barotra, tsy misy fanaraha-maso (analytics), tsy misy "cookies" fanarahan-dia.

Aucun compte n'est requis. Aucune donnée n'est envoyée à un serveur ni à des tiers. Pas de publicité, pas d'analyse d'audience, pas de cookies de suivi. / No account is required. No data is sent to any server or third party. No ads, no analytics, no tracking cookies.

3. Ny fampahatsiahivana (notifications)

Raha alefanao ny fampahatsiahivana, dia ny findainao ihany no mikajy sy mampiseho azy. Azonao atsahatra foana izany ao amin'ny rindrambaiko na ao amin'ny paramètre-n'ny finday.

Si vous activez les alertes, elles sont calculées et affichées par votre téléphone lui-même. Vous pouvez les désactiver à tout moment. / Notifications are computed on your device and can be disabled at any time.

4. Hamafa ny angonao

Raha te hamafa ny angonao rehetra ianao: esory ny rindrambaiko, na diovy ny angon'ny navigateur (Paramètres → Fampiharana → Stockage → Hamafa ny angona).

Pour effacer toutes vos données : désinstallez l'application, ou effacez les données du navigateur (Paramètres → Applications → Stockage → Effacer les données).

5. Fanamarihana ara-pahasalamana

Fitaovana fanabeazana ity rindrambaiko ity fa tsy misolo ny torohevitry ny mpitsabo. Raha manana fanontaniana momba ny fahasalamanao ianao, mifampidiniha amin'ny mpiasan'ny fahasalamana (CSB) na antsoy ny 910.

Cette application est un outil éducatif et ne remplace pas l'avis d'un professionnel de santé. / This app is educational and does not replace professional medical advice.

6. Fifandraisana / Contact

Fahombiazana Corp — Ny Fahasalamako
Tranokala: nyfahasalamako.com